VAROBOBA (Vide grenier - vide dressing)

Détail de l'annonce

Ny LYCEE PRIVE CHARLEMAGNE dia mikarakara "vide grenier - vide dressing" izay ho tanterahana ny asabotsy 30 avril 2016 sy 01 may 2016 manomboka amin'ny 9 ora maraina. Koa manasa antsika rehetra liana amin'izany, na hividy na hivarotra dia vonona handray anao izahay. Aza misalasala fa mety any no ahita izay mahasoa e!

Signaler l'annonce

Informations générales

ANTANANARIVO

Annonce déposée

Partager l'annonce

Statistiques de l'annonce

Nombre de vues : 455

Dernière visite le : 05/04 à 04:14

Référence : 61976